VAROTRA KALON'NY FAHINY SY FEO AKOSTIKA

Arahaba tongasoa eto aminay Albumtrad.com izay tsenan'ny amboaran-kira tranainy sy kalon'ny fahiny amin'ny vidiny tokana sy mirary 12,50 € isany.

Hohitanareo eto amin'ity site ity ireo amboaran-kira maro novokarin'ny mpanakanto mahaleotena samihafa izay maro no tsy hita afatsy eto aminay. Ataonay izany hamalifaliana anareo mandritra ity taona vaovao ity indray. Hovoarainareo ao anatin'ny fotoana fohy ny entana alefanay satria Albumtrad dia tsy mivarotra afatsy izay entana misy an-tànana, sady mihena araky ny fahabetsahan'ny entana ny sarany. Diniho izany. Raha ny katalogy misy indray dia mitombo isa andro aman'alina ampian'ireo zavabaovao mahatalanjona. Jereo ange!

Aza misalasala mamangy ny Blog ofisialy Albumtrad, hohitanareo ao ireo vaovao maro sy tsarahofantatra samihafa.

Ianareo namana Mpanakanto kosa, rahatoa ka manana amboaran-kira hampidirina ianareo, dia vangio ny espace-nay fa mora kely ny fampidirana.

Soavadia miaraka amin'i Albumtrad ary ho taomozika anie ity taona 2010 ity.

The team of Albumtrad

Vaovao farany

Raha hijery ny vaovao farany dia ampiasao ny Plugin Flash: Ampidino